Entrée | 1 am-po tsy miloaka |
Mots élémentaires | 2 ampo, 3 tsy, 4 miloaka |
Partie du discours | 5 locution |
Explications en anglais |
6 in one's secret thoughts [1.7] |
Explications en français |
7 dans son fort intérieur [1.8] |
Exemples |
8 Tsy fantatra raha nifankalala ny tany am-po tsy miloaka izy na tsia.
[2.472]
9 lasa tokoa ianao Ravokatra, lehilahy nampiadana anay mianakavy kely" hoy ny vetsovetsony am-po tsy miloaka. [2.470] |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |